|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mandoka |
| Fototeny | 2 doka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manindrahindra amin' ny fiderana; mandrobo: Loza raha handoka ny entam-barony rangahy io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to praise, to flatter
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 vanter, flatter
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ny mpivarotra tsy maintsy mandoka ny entany.
[2.117#]
8 ka nisy fiteny hoe: " Ralema mitety tsena, " raha mandoka ny olona. [1.437#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 mandoka tena |
| Teny iditra (2/3) | 14 mandoka |
| Fototeny | 15 loka |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Manomboka mandoaka (lavaka fihadiana metaly)
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 22 manadòka |
| Teny iditra (3/3) | 23 mandoka |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 (de loka : action de lancer la sagaie). Petit arbre dont le bois sert à faire des manches de sagaie car il est très nerveux.
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 26 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 27 komandà, mandoka, 28 mondaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|