Entry | 1 mandoko |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 loko |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra Mametaka amin' ny dity, lakoly, gilio...: Mandoko peta-drindrina amin' ny tavolo Rakoto Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy |
Explanations in English |
9 [1.7] to paint, to color; to glue |
Explanations in French |
10 [1.8] peindre, colorer; coller |
Examples |
11 [2.314#] Mariho ny fahaizan' ny mpanoratra mandoko na amin' ny alalan' ny hevitra izany na amin' ny alalan' ny fomba fanoratra. |
Anagrams | 12 komando, mandoko, nodokam |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |