|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mandonaka |
| Fototeny | 2 donaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manisy zezika mba hahavokatra: Mandonaka tsara ny taniny izy
[1.1] |
| Ohatra |
5 Mandrobona aho, mandonaka ny tany aniriako.
[2.117#]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 10 mandonaka |
| Fototeny | 11 donaka |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Manetroka: Handonaka anay ianao raha mitaina kitay hazo lena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 to give off smoke; to expose to smoke, to choke with smoke
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 enfumer
[1.3] 16 donner de la fumée; enfumer [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 21 mandonaka |
| Fototeny | 22 donaka |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Mikapoka: Loza raha handonaka ny zanany io rangahy io
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 battre
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 30 manandoka, mandonaka, 31 mankandoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|