|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 donaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Setroka be na hafanana manevokevoka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 smoke from a fire
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 fumée, chaleur suffocante des appartements
[1.3] 6 fumée [1.8] |
| Ohatra |
7 Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka!
[1.253]
8 Ny fomba fiantsoana ny olona hihaino kabary dia toy izao : asiana donaka afo eny an-tendrombohitra talaky maso. [2.508] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 donaka |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 vono na kapoka atao
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 coup
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 danoka, 17 dokana, donaka, 18 kadoña, 19 kodàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|