Entry | 1 mandrafitra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 rafitra |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Manamboatra zavatra amin' ny hazo izay vankonina, ampiadina...; miasa hazo...: Tsy mbola mahay mandrafitra izy Manorina: Rakoto no nandrafitra ilay tetezana atsy atsimo atsy Manao, mamorona: Mahay mandrafitra lakana tsara ianao izany Mandahatra, mampiady: Mahay mandrafitra vato voapaika aoka izany izy |
Explanations in English |
10 [1.2] to do carpenter's, mason's, or bricklayer's work. Mostly used of carpenter's work. 11 [1.7] to construct; to do carpenter work |
Explanations in French |
12 [1.8] construire, ajuster le bois |
Examples |
13 [1.384#] Io fitotonganana io dia ho hita manerana ny singa mandrafitra azy rehetra. |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mandrafitra |
Anagrams | 15 mandrafitra, mandrifatra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |