Entry (1/2) | 1 mandraharaha |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 raharaha |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mitondra, mifehy: Mahay mandraharaha ny mpiasa izy |
Explanations in English |
9 [1.2] to employ a person, to set work to be done. 10 [1.7] to direct, to be administrator of |
Explanations in French |
11 [1.8] diriger, administrer, s'occuper de |
Examples |
12 [2.366#] Fa ny adin' ny samy Anglisy kosa dia ny kaonsilin' ny Anglisy ihany no mandraharaha izany. |
Entry (2/2) | 13 mandraharahà |
Part of speech | 14 imperative of active verb mandraharaha [Full list] |
Root | 15 raharaha |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Anagrams | 17 andraharaham, mandraharaha, mandraharahà |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |