|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandra-piverina |
| Singan-teny | 2 mandraka, 3 fiverina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 until the return
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 en attendant le retour, jusqu'au retour
[3.1] |
| Ohatra |
7 Veloma, veloma re, mandra-piverina!
[2.69#103]
8 Bragg koa dia nanaiky hanohy ny fampianarana, mandra-piverin' izy roa lahy [2.649#24] 9 Ary raha mivoaka an' Ambohibeloma hamangy fiangonana ny rainy dia mitomany izy mandrapiveriny ny harivabe, fa tsy nety zatra olon-kafa. [2.356#7] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|