|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandravaka |
| Fototeny | 2 ravaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manisy ravaka, mampihaingo: Olona maro no nandravaka ny vavahady handalovan' ny manampahefana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to decorate, to ornament
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 embellir, orner
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|