Entry (1/2) | 1 mandrezatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 rezatra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona: Tampenana ny vova rehefa mandrezatra |
Explanations in French |
9 [1.3#530] roter |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mandrezatra |
Entry (2/2) | 11 mandrezatra |
Part of speech | 12 active verb |
Root | 13 rezatra |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Mamantsika amin' ny fantsika lehibe |
Explanations in French |
15 [1.3#530] clouer avec un gros clou |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |