|
|
|
|

Teny iditra1  mandriaka
Fototeny  2 riaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Latsaka be dia be (rano): Nandriaka ny ranonorana tamin' ny asabotsy hariva
5 Mikoriana be dia be: Nandriaka ny ranomasony tamin' ny nahafatesan-dreniny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to flow as a torrent, to flow in abundance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 couler par torrents, couler en abondance [1.8]
Kamban-teny rehetra  8 ra mandriaka
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 mandraika, mandriaka, 11 miandraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17