|
|
|
|

Teny iditra1  mandrifatra
Fototeny  2 rifatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manenjika; mitezitra, mandevilevy
5 Lasa mihazakazaka tampoka haingana, milefa: Nandrifatra ny soavaly [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 mandrafitra, mandrifatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12