| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 rifatra | 
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Vaky mandositra miara-be, miezaka lasa: Vao nahitany mpampianatra azy ireo ny ankizy, dia rifatra. [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 fled, run away [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 qui s'est enfuit, envolé, échappé: Notairina ny vorona ka rafitra (On a épouvanté les oiseaux et ils se sont enfuis) [1.3] 6 qui fuit, qui s'envole [1.8]  | 
| Ohatra | 
7 Mipetraha ianao raha hipetraka, - tahaka ny tsy reny akory ny fanontanian' ny vavy sady rifatra nandeha ihany izy.
[2.470] 
 8 dia samy nahafaty lehilahy iray avy izy ireo, ka rifatra nandositra ny Siriana, nefa nenjehin'Israely. [2.996]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 32rifatra mandositra | 
| Fivaditsoratra | 33 faratry, 34 faritra, 35 firatra, firàtra, 36 rafitra, 37 rifatra | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |