|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandroaka |
| Fototeny | 2 roaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miambim-biby ka manaraka avy ato aoriana: Mandroaka omby
5 Manosika handeha hihataka, hivoaka: Mandroaka akoho 6 Manery hiala, manesotra: Mandroaka mpiasa 7 Manao sesi-tany: Nandroaka ilay nihinam-bolam-bahoaka ny fanjakana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to drive away, to expel
9 to drive a herd [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 expulser, chasser
11 pousser un troupeau devant soi [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 mandaroka, 18 mandraoka, mandroaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|