|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 roaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fampandehanana ny biby, vorona andrasana ho eo alohan' ny tena
4 Fampialana handeha 5 Fanosehana handeha hihataka: Nataony roaka alika aho, sanatria [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a driving away
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de chasser, de pousser devant soi
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 25 akaro, 26 akora, 27 karao, 28 koara, 29 oraka, 30 raoka, roaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|