|
|
|
|

Teny iditra1 mandrobo
Fototeny  2robo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamitaka amin' ny teny mamy, mandokadoka: Loza Rangahy io raha handrobo ny lehibeny
Mitaona, mitarika, mampiditra, mandroboka: Ianao ihany no nandrobo an-dRakoto tamin' io raharaha io [1.1]
5 mampirisika, mandoka [Tambahoaka] [1.78]
6 mandoka [Bezanozano] [1.78]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 Ambondro, 13 mandrobo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02