|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  robo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fampirisihina, doka [Tambahoaka] [1.78]
4 doka, fandokafana [Bezanozano] [1.78]
5 doka, dokadoka [Tanala] [1.78]
6 Teny atao mba handokadokafana olona tiana hahazoan-javatra; fitaka amin' ny teny mamy; lainga entina mampirisika hanao ny tsy tokony hatao. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)16  robo
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 hoby, fihobiana [Tambahoaka] [1.78]
Tovy hevitra  19 fandroboana

Teny iditra (3/3)20  robo
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22 Mets préparé avec des patates douces cuites avec du lait.
23 Très apprécié des enfants et des personnes âgées. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  25 bôro, boro, robo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21