|
|
|
|

Teny iditra1  mandrora tsy maimbo
Singan-teny  2 mandrora, 3 tsy, 4 maimbo
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ilazana ireo olona manoso-dratsy ny hafa amin' ny haratsiana tsy nataony akory, manendrikendrika ho nahavita zavatra maharikoriko [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12