|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 maimbo
Fototeny  2imbo
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Ratsy fofona, mamoaka fofona mankandoa: Maimbo itỳ atody itỳ izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 stinking [1.2]
6 stinking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 puant [1.3#418, 1.8, 1.196, 1.405]
8 qui répand une mauvaise odeur [1.3#418]
9 qui répand une odeur forte, généralement désagréable (mais il y a des grandes variations, y compris d'une région à l'autre de Madagascar, sur ce qu'on estime sentir bon ou mauvais) [1.196]
Ohatra  10 Tsy maimbo akory, fa mamoavary. [2.499#41]
11 miaraka amin' ny mpanjono maimbo lanin-toho. [1.437#]
12 Aty anaty lava-tany maimbo no ametrahany ahy! [2.357#]
13 raha maimbo efa ho alina, alevina alakamisy sy alahady raha folaka ny andro. [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  31 mafaraka, 32 mahavakytrano, 33 malany, 34 mamofona, 35 mangeroka, 36 mangidy, 37 many, 38 mantsina, 39 masiso, 40 mavao, 41 mavingo, 42 mavoroka
Kamban-teny rehetra  43Fikambanana 30 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)44 maimbo
Sokajin-teny  45 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  46 Afa-baraka: Maimbo amin' ny tany ama-monina izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  47 dishonored [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  48 déshonoré [1.3#418, 1.8]
Mpanahaka  49 afaboninahitra, 50 afapofona, 51 maimbotsikahonkahona
Kamban-teny rehetra  52maimbo tsikahonkahona

Teny iditra (3/3)53 maimbo
Sokajin-teny  54 anarana
Fanazavàna teny malagasy  55 lolo, angatra [Sihanaka] [1.78]
Ohabolana  56 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  57 maimbo, 58 mamboy, 59 miombà, miomba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03