Entry | 1 mandrovitra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 rovitra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy |
Explanations in English |
9 [1.7] to tear, to rend (fabrics, paper, etc.) |
Explanations in French |
10 [1.8] déchirer du tissu, du papier, etc. |
Examples |
11 [2.470] Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina. |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mandrovitra |
Anagrams | 13 mandrivotra, mandrovitra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |