|
|
|
|

Entry1  manehoeho
Part of speech  2  active verb
Root  3  ehoeho
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Maneno mafy ka re lavitra; mirehondrehona: Nanehoeho teny an-dohasaha ny feon' ny anjely ny alin' ny nahaterahan' ny Mpamonjy
Mahoraka sy re laza amin' ny harena sy ny voninahitra na ny fahaizana: Manehoeho eran-tany ny lazan' io mpitondra fanjakana io
Explanations in English  8  [1.7] to resound
Explanations in French  9  [1.8] rĂ©sonner
Proverbs  10  Proverbs containing the word manehoeho

Updated on 2025/07/29