|
|
|
|

Entry1  manelingelina
Part of speech  2  active verb
Root  3  helingelina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mahasosotra, manorisory amin' ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo
Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny saina tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany
Explanations in English  9  [1.2] to disturb one by frequent interruptions.
10  [1.7] to distract, to bother
Explanations in French  11  [1.8] gêner, importuner, distraire, ennuyer
Examples  12  [2.472] Fady ny manelingelina namana eny am-pandehanana, ny maka aina na manatsotra andilana.
13  [2.583] manelingelina anao aho?

Updated on 2025/07/29