|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manembana
Fototeny  2 sembana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manakana, manampontsampona [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mañembaña
Fototeny  9 embaña
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 manidina, misidina [Tambahoaka] [1.78]
12 manidina [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  13 mañambane, mañembaña, manembana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27