|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sembana |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Aretina tampoka tsy nampoizina, tsy nahina: Voan' ny sembana ny zaza
4 Azon' aretina tampoka: Sembana ny zanako halina 5 Azon-tsampona, azon-javatra manampontsampona: Sembana ny dianay ~ Semban-drahona ny volana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 maladie subite, imprévue
[1.54] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 20 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 21 semban-drahona |
| Fivaditsoratra | 22 sambane, sembana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|