|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manemitra ny arabe |
| Singan-teny | 2 manemitra, 3 araka, 4 be |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 manao temitry ny arabe, izany hoe mirentirenty eny amin' ny sisin' ny arabe: Olona tsy latsaka ny dimampolo no nanemitra ny arabe
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|