|
|
|
|

Teny iditra1  manendrom-bohitra
Singan-teny  2 manendro, 3 tendro, 4 vohitra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 mitsangantsangana eny an-tendrombohitra mba hanao firavoravoana, fa indrindra mba hanao fitondran-tena ratsy (voararan' ny lalàna mafy fahizay ny manendrombohitra nandritra ny fisaonana ny mpanjaka raha nisy mpanjaka niamboho) [1.1]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02