|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manenina
Fototeny  2 nenina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto
5 Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to regret [1.2, 1.7]
7 to rue, to grieve at, to lament. [1.2]
8 to repent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 se repentir, avoir des remords [1.8]
Ohatra  10  Ka tandremo sy araho tsara izao teniko izao sao manenina. [2.357#]
11  Ary na manenina aminy aza aho, homena iray alina indray Rivo, dia mody. [2.529#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Voambolana  16  Ontam-po
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19  manenina
Fototeny  20 tenina
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22 manenona [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09