|
|
|
|

Teny iditra1  manenji-dresy
Singan-teny  2 manenjika, 3 resy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny olona mahita ny fahavoazan' ny hafa ka manararaotra izany hanampiana trotraka [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02