Entry (1/3) | 1 maneno |
Root | 2 neno |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamoaka feo mikarantsana (fiteny indrindra amin' ny zavamaneno tendrena na pehina na tsofina): Maneno mafy ny lakolosy fa fety ny andro ~ Henonao ve izany bingona maneno izany? Mihirahira (vorona): Raha vao maraina, dia heno maneno any anaty hazo any ny voronkely Enti-milaza ny feom-biby madinika: Efa naneno ny sahona Miteniteny mafy mikarantsana, mipentsompentsona, mivatsavatsa: Loza izany raha vehivavy; maneno ao izy no nilaozako Lafo be: Maneno izany vidin' itỳ vatosoa itỳ izany... [1.1] |
Explanations in English |
5 To sound [1.2, 1.7] 6 To crow, to sing, to chirp, to ring. [1.2] 7 To ring out [1.7] |
Explanations in French |
8 Sonner, retentir [1.3, 1.8] 9 Produire un son, résonner, crier, chanter, braire [1.3] |
Examples |
10 Ireny no maneno sahala amin' ny lakolosy am-bovonana ka manome laza hafahafa tsy sitrany.
[2.470]
|
Morphology |
|
All compound words | 15 11 combinations of this word |
Vocabulary | 16 Sound |
Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
Entry (2/3) | 18 mañeno |
Root | 19 eno |
Part of speech | 20 active verb |
Explanations in Malagasy |
21 maneno [Taisaka, Sihanaka]
[1.78] |
Entry (3/3) | 22 maneno |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in Malagasy |
24 mampiempo (tenoy) [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 25 maneno, mañeno, 26 manone, 27 menona, 28 monèna |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |