|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manepoka |
| Fototeny | 2 kepoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitovy amin' ny mikepoka
5 Tsy tonga amin' ny fotoana nifanaovana: Nanepoka ny anao lahy ka niandry vasoka foana teo aho [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 manepòka |
| Fototeny | 11 kepoka |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manepoka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | manepoka, manepòka, 13 manopake |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|