|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manere
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mitery omby na biby hafa: Tsamba adidin'ny mpanere ko tsa mba tsikalam- boatavo fa ivory ro tsa misy ronono (Tsy mba tsinin'ny mpitery ary tsy mba kileman'ny voatavo fa ikalabory no tsy misy ronono) [Betsileo] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  manere
Fototeny  5 tery
Sokajin-teny  6  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manery [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  manere, 7 mareñe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17