|
|
|
|

Entry1  manesitany
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] mandroaka olona tsy honina amin'ny toerana iray na maro
4  [1.1] [manesi-tany] mampiala eo amin' ny tany iray
Vocabulary  5  Politique
Root  6  sesitany

Anagrams  7  manesitany, nimatesany

Updated on 2025/01/21