|
|
|
|

Teny iditra1  sesitany
Singan-teny  2 sesika, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 fandroahana olona hifindra fonenana noho ny heloka vitany. Fandroahana honina any ivelan' ny tanindrazana: Natao sesitany taona maro ireo tia tanindrazana malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 exiled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 expulsion, exil [1.3]
8 exilé [1.8]
Ohatra  9  Misy ny nohelohina ho faty ary notifirina, misy ny natao sesitany, misy ny mbola migadra eo amin' ny fonjan' ny faritany ihany, misy ny afaka madiodio. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17