|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manetra |
| Fototeny | 2 setra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manohitra, mitsena, manohana: Sahy manetra ny hatezerako lahy itý zaza itý
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to face, to oppose
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 faire face à, opposer
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 11 manehatra |
| Kamban-teny rehetra | 12 manetra rano mena |
| Teny iditra (2/3) | 13 manetrà |
| Fototeny | 14 setra |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manetra [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 16 manetra |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 mitrebona
[Taisaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | manetrà, manetra, 19 menatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|