|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manetsa
Fototeny  2 ketsa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamindra eo amin' ny tanimbary ny vary nafafy teo amin' ny taninketsa: Vehivavy mahay manetsa daholo izy Tito vavy ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to transplant rice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 repiquer le riz [1.8]
7 repiquer dans la rizière. Le repiquage du riz brin par brin est un travail considérable.
8 Il est traditionnellement effectué par les femmes, alors que les hommes labourent, préparent le sol de la rizière, règlent sa mise en eau, arrachent les jeunes plantes de la pépinière et les transportent.
9 Dès leur plus jeune âge, les petites filles chantent une chanson sur le repiquage : « mahaiza manetsa Ravaly e ! ». Seules les femmes de mauvaises moeurs étaient censées ne pas savoir participer au repiquage [1.196]
Ohatra  10  Ao anatin' izay ny manao na manadio tatatra, ny manetsa. [2.472]
11  Karamam-behivavy manetsa tapak' andro ka tsy azony herintaona! [2.643#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17  manetsà
Fototeny  18 ketsa
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manetsa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  20 mañatse, manetsa, manetsà, 21 semanta

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27