|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mangaina |
| Fototeny | 2 manga |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao tonga manga
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 9 mangaina |
| Fototeny | 10 gaina |
| Sokajin-teny | 11 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 diso fanantenana: Nangaina aho fa very ilay vola nianteheraho
13 foana tsy misy mipetraka, monina: Mangaina ity trano itỳ izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 disappointed
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 être désappointé, décontenancé; être vide: Nangaina aho, fa tsy tanteraka ny nantenaiko (J'ai été désappointé, parce que ce que j'espérais ne s'est pas accompli) ~ Mangaina io trano io (Cette maison est vide)
[1.3] 16 être déçu (haihay) 17 être désappointé (gaina) [1.54] |
| Ohatra |
18 mangaina sy mangaihay fotsiny I Katy sy Saonina mahita an-drainy tsy mety mifoha sy tsy miteny intsony.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 22 mangaiña |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 maka ny ranom-pary avy amin' ny fary
[2.165] |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 26 maingaña, 27 manaingà, manainga, 28 manangia, mangaina, mangaiña, 29 miangana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|