|
|
|
|

Teny iditra1  mangarana
Fototeny  2 harana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy misy loto, tsy misy zavatra miharo aminy, mangalahala: Rano madio mangarana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 mangarangarana

Fivaditsoratra  9 manangara, mangarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12