|
|
|
|

Teny iditra1  mangarangarana
Fototeny  2 harangarana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy misy loto, tsy misy zavatra miharo aminy, mangalahala: Rano madio mangarangarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 used of anything like a very clean piece of cloth, so clean as to be transparent, or of very clear water. [1.2]
Tovy hevitra  6 mangarana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02