|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mangarina
Fototeny  2 harina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manery fary [Tambahoaka] [1.78]
5 manolana (fary) hanaovana siramamy [1.1]
6 Mitoto fary hanaovana betsabetsa [Betsimisaraka] [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Voambolana  11  Toe-karena: hanina

Teny iditra (2/2)12  mangarìna
Fototeny  13 harina
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangarina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mangarìna, mangarina, 15 mangirana, 16 ramangina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27