|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangaroka |
| Fototeny | 2 haroka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy mangaroka izany vilany izany ka andeha jereo
5 Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hangaroka ahy Rakoto fa fantatro tsara [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to tempt, to beguile, to circumvent, to impose on, to sift out, to fish out, to find out a person's ideas in a roundabout way.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner:
8 Aza mangaroka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ 9 Mangaroka lalina izy (Il examine des choses profondes) [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 14 miharoka |
| Mpanahaka | 15 mamantatra, 16 misafary, 17 misaroro |
| Fivaditsoratra | mangaroka, 18 mangoràka, mangoraka, 19 mokaranga, 20 ramangoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|