|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misaroro |
| Fototeny | 2 saroro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny
5 manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny 6 mamitaka amim-pahakingana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 cajoler, sonder, tromper adroitement
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12 misarory |
| Mpanahaka | 13 mangaroka, 14 misafary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|