|
|
|
|

Teny iditra1  mangata-bady
Singan-teny  2 mangataka, 3 vady
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mangataka zazavavy ho vady mba hananana solofo sy dimby [1.1]
Tovy hevitra  6 mangataka ny ho fara
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02