|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangata-maso |
| Singan-teny | 2 mangataka, 3 maso |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tsy sahy miteny fa ny maso no apitrapitra toa mitalaho mafy
[1.1] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|