|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mangenahena |
| Fototeny | 2 henahena |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Menatra izaitsizy ka tsy mahita izay hatao, sanganehana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 bashful, sheepish
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 6 mangenahena |
| Fototeny | 7 henahena |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Enti-milaza fery mbola vao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 irritating, used of an ulcer.
[1.2] |
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|