|
|
|
|

Entry1  mangetaheta
Root  2  hetaheta
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Maimay hisotro, te hisotro mafy: Mahafinaritra raha mangetaheta ka sendra rano madio mangalahala
Maniry mafy hahazo, mitsiriritra lava tsy mety afa-po: Mangetaheta voninahitra Rangahy io [1.1]
Explanations in English  5  to be thirsty, ardently desirous [1.7]
Explanations in French  6  avoir soif [1.8]
Examples  7  Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo. [2.529#]
8  Firenena tia vavaka ny Malagasy, ary mangetaheta fahalalana sy fahendrena. [2.285#]
9  Marary izy any, tsaboy, Raha noana izy any, fahano, mangetaheta izy any, ampisotroy. [2.69#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
All compound words  13  2 combinations of this word
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2025/10/08