|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mangoboka |
| Fototeny | 2 goboka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Heno ho poaka aty; hoboka aty.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 hollow.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 vide, creux
[1.3#198] |
| Kamban-teny rehetra | 7 mangoboka anaty |
| Teny iditra (2/2) | 8 Mangoboka |
| Singan-teny | 9 mangoboka |
| Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
11 Alatsinay 1 Alohotsy 1873, dia tao mangoboka
[2.59#]
|
| Voambolana | 12 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | mangoboka, Mangoboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|