Entry | 1 mangoratsaka |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 horatsaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Madio tsisy rahona na pitiny kely aza: Mangoratsaka ny volam-penomanana / Mavamavana na tany lanjadiany / Indro kosa fa ny foko miantsinanana / Manin-dava iny Ranomasina iny. (R. R-R) |
Explanations in French |
5 [1.3#268] ĂȘtre d'un blanc pur |
Examples |
6 [2.471] Diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any. 7 [2.470] mangoratsaka ny volam-penomanana ka manome taratra somambisamby amin' ny tany hazavainy. |
Updated on 2025/08/02 |
![]() |