Entry | 1 mangotraka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hotraka |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Enti-milaza rano na zavatra hafa hafanaina ka efa matanta be miketriketrika: Efa mangotraka ny tsaramaso Mandevy Mahery fo, mavitrika: Mangotraka Rakoto iny raha miasa Mafana, mirehidrehitra: Nangotraka izay kabary nataony izay Fatratra, mahafinaritra izaitsizy, kanto: Nangotraka ny kilalaonay tany an-tsaha Mandeha tsara, mahomby, mandroso: Mangotraka izao ny fiompiana kisoa Mafy aoka izany: Tandremo fa mangotraka izao ny fisavankaratra |
Explanations in English |
9 [1.7] to boil, to be boiling hot to be very animated |
Explanations in French |
10 [1.8] bouillir, être en ébullition être très animé |
Vocabulary |
11 Physics |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mangotraka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |