|
|
|
|

Entry1  mangozohozo
Part of speech  2  adjective
Root  3  hozohozo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mivembena noho ny hahiazana
Osa, reraka, mivembena fandeha: Antidahy efa mangozohozo io ka tsy tantananao
Examples  8  [2.470] Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara- milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro
Synonyms  9  mihozohozo
Proverbs  10  Proverbs containing the word mangozohozo

Anagrams  11  ahozongozom, mangozohozo

Updated on 2025/01/21