|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manikina |
| Fototeny | 2 sikina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamora, mandidy foitra: Manikin-jaza
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Teny iditra (2/3) | 9 manikina |
| Fototeny | 10 sikina |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to gird
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 ceindre les reins
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 18 manikìna |
| Fototeny | 19 sikina |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manikina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 21 mananiky, mañaniky, manikina, manikìna, 22 maninika, 23 miankany, 24 miankìna, miankina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|