|
|
|
|

Teny iditra1  manindroa
Fototeny  2 indroa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamerina indroa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 faire pour la deuxième fois [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Mpanahaka  9  manimbalo, 10  manimpito, 11  manimpolo, 12  manindimy, 13  maninefatra, 14  maninenina, 15  manintelo, 16  manintsivy
Kamban-teny rehetra  17 raha manindroa manintelo
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 mandriona, manindroa, 20 miandrano, 21 miandrona, 22 miondrana, miondràna, 23 mondraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27